samedi 7 janvier 2012

Eksodosy 23:20a. 22; Eksodosy 20:20; 2Korintiana 6:4

  • Maraina
 “Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao. Raha hihaino ny feony tokoa ianao ka hanao izay rehetra lazaiko, dia ho fahavalon'ny fahavalonao sy ho rafin'ny rafinao Aho”. Eksodosy 23:20a. 22

  • Antoandro
" Aza matahotra; fa tonga Andriamanitra mba hizaha toetra anareo, ary mba ho eo anatrehan'ny tavanareo ny fahatahorana Azy, mba tsy hanotanareo." Eksodosy 20:20

  • Alina
"Fa amin'ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon'Andriamanitra izahay, dia amin'ny faharetana be, amin'ny fahoriana, amin'ny fahaterena, amin'ny fahantrana." 2Korintiana 6:4