- Maraina
"Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoan'ny
lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin'ny lalàna, na dia litera
iray na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak'izy rehetra." Matio
5:18
- Antoandro
"Indro, sambatra ny zanak'olombelona izay
anarin'Andriamanitra, koa aza atao ho zavatra kely ny famaizan'ny Tsitoha; Fa
sady mandratra Izy no mamehy; Manorotoro Izy, ary ny tànany ihany no
manasitrana". Joba 5:17-18
- Alina
"Manàna finoana an'Andriamanitra." Marka 11:22b
DIEM