mardi 29 novembre 2011

Lioka 12:8-9; Asan'ny Apostoly 5:29; Salamo 76:11a

  • Maraina
"Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona, dia heken'ny Zanak'olona kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra; Fa izay mandà Ahy eo anatrehan'ny olona, dia holavina kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra". Lioka 12:8-9

  • Antoandro
"Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona." Asan'ny Apostoly 5:29


  • Alina
"Mivoadia, ka efao ny voadinareo amin'i Jehovah Andriamanitrareo." Salamo 76:11a