- Maraina
"Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra ary na dia
hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny famindram-poko, ary tsy
hitsoaka ny faneken'ny fihavanako, hoy Jehovah, Mpamindra fo aminao." Isaia
54:10
- Antoandro
"Koa izay manao azy fa efa mijoro tsara, dia aoka izy
hitandrina, fandrao ho lavo." 1 Korintiana 10: 12
- Alina
"Aza manao fikambanan-jioga hafahafa amin'ny tsy mpino
hianareo; satria, inona moa no ikambanan'ny fahamarinana sy ny faharatsiana? na
inona no iraisan'ny mazava sy ny maizina?" 2 Korintiana 6:14