- Maraina
"Ny asan'ny fahamarinana ho fiadanana; Ary ny vokatry
ny fahamarinana dia ho fiadanana sy fahatokiana mandrakizay". Isaia 32:17
- Antoandro
"Ianareo
no fahazavan'izao tontolo izao. Ary koa tsy misy olona mandrehitra jiro ka
mametraka azy ao ambanin'ny vata famarana fa apetrany eo amin'ny fanaovanjiro
ka dia mazava amin'izay rehetra ao an-trano izany." Matio 5: 14a-15
- Alina
"Ny
Andriamanitry ny razantsika efa nanendry anao hahafantatra ny sitra-pony, sy
hahita ilay Marina, ary hihaino ny teny aloaky ny vavany." Asa 22:14b