- Maraina
"Tsy
fantatrareo va fa tempolin'Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin'Andriamanitra
mitoetra no anatinareo? Raha misy manimba ny tempolin'Andriamanitra, dia mba
hosimban'Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin'Andriamanitra, dia
ianareo izany".1 Korintiana 3:16-17
- Antoandro
"Miderà
an'i Jehovah, miantsoa ny anarany, ampahafantaro any amin'ny firenena ny asany.
Ampahatsiarovy fa efa misandratra ny anarany." Isaia 12:4.
- Alina
"Fa izaho kosa dia hanandratra an'i Jehovah, Eny,
hiandry an'Andriamanitry ny famonjena ahy aho; Andriamanitro no hihaino
ahy." Mika 7:7