- Maraina
"Ary
Jesosy nilaza taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo. Fa maro no
ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Izy, ka maro no ho voafitany. Ary
amin'izay raha tàhiny misy olona manao aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro,
erỳ ; aza mino ianareo." Marka 13:5-6, 21
- Antoandro
"Samia
miaro tena amin'ny namany avy ianareo. Ary aza misy matoky olona na dia ny
rahalahy aza; Fa ny rahalahy rehetra dia mamingana tokoa, ary ny namana rehetra
mandehandeha manaratsy". Jeremia 9:3
- Alina
"Tsara
ny mialoka amin'i Jehovah Noho ny mialoka amin'ny olona." Salamo 118:8