dimanche 16 octobre 2011

Aim-panahy ho anao


  • Maraina :
"Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin'izao sisa izao dia aza manota intsony". Jaona 8:11

  • Antoandro:
"Fa ny Tsitoha no ho akoram-bolamenanao sy akoram-bolafotsinao, Ary ho volafotsy mamirapiratra ho anao.Fa amin'izany dia hiravoravo amin'ny Tsitoha ianao ka hanandratra ny tavanao amin'Andriamanitra." Joba 22: 25-26.

  • Alina:
"Fa mihoatra ny zavatra rehetra, ry rahalahiko, aza mianiana, na amin'ny lanitra, na amin'ny tany, na amin'izay fianianana hafa akory aza; fa aoka ny fanaikinareo ho Eny, ary ny fandanareo ho Tsia, fandrao hiharan'ny fitsarana ianareo." Jakoba 5:12