vendredi 9 septembre 2011

Aim-panahy ho anao!


  • Maraina :
"Fa hoy Jehovah tamin'i Samoela: Aza mijery ny tarehiny na ny hahavon'ny tsanganany, fa efa nolaviko izy; fa tsy mba toy ny fijerin'ny olona no fijerin'i Jehovah; fa ny olona mijery ny miseho eo ivelany, fa Jehovah kosa mijery ny fo". 1 Samoela 16:7

  • Antoandro :
"Jehovah no miandany amiko, ka tsy hatahotra aho. Inona no azon'ny olona atao amiko". Salamo 118: 6

  • Alina :
"Raha amin'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an'i Kristy dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika". I Kor 15 :19