mercredi 7 septembre 2011

Aim-panahy ho anao!


  • Maraina :
"Fa Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Raha amin'ny olona, dia zavatra tsy hainy izany; fa tsy mba tahaka izany amin'Andriamanitra; fa ny zavatra rehetra dia hain'Andriamanitra". Marka 10:27

  • Antoandro :
"Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona, dia heken'ny Zanak'olona kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra; fa izay mandà Ahy eo anatrehan'ny olona, dia holavina kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra". Lioka 12: 8-9

  • Alina :
“Te hifaly sy hiravo aho noho ny fitiavanao, satria hitanao ny fahantrako sady fantatrao ny fahoriako”. Salamo 31:8 (Version DIEM)