Aoka ianareo tsy hanao anakampo hoe:
"Ny tanjakay sy ny herinay no nahavorianay izao harena izao!" Tsarovy
kosa fa ny TOMPO Andriamanitrareo no manome anareo ny hery hamoriana harena. Deoteronomia 8:17-18 (DIEM)
Koa aza mba matory tahaka ny sasany isika, fa aoka hiari-tory sy hifady hanina. 1 Tesalônisianina 5:6 (Katôlika)