Tsy ho hadinoiko mandrakizay ny fepetranao izay namelomanao ny aiko. Salamo 119 :93 (DIEM)
Izay mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany. 1 Korintiana 1:31
Dia hoy indray i Jesoa taminy:
Sarotra, anaka, ny hidiran'izay miankina amin'ny harena amin'ny
fanjakàn'Andriamanitra. Marka 10:24b (Katolika)