Ny teniko dia toy ny afo mandoro, ary toy ny
kanonta manorotoro vatolampy, hoy ny teny hentitra avy amiko Tompo. Jeremia 23:29 (DIEM)
Matokia an'i Jehovah mandrakizay, fa Jehovah Tompo no Vatolampy mandrakizay. Isaia 26:4
Mandehana, hoy i Jesoa, fa ny finoanao no
nahavonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay izy, ka nanaraka Azy
teny an-dalana. Marka 10:52 (Katolika)