Tao an-katerena aho no velon-taraina
sy niantso vonjy tamin'ny TOMPO Andriamanitro, ka tany an-Tempoliny Izy
no nandre ny feoko ary koa nihaino izany antsoantsoko. II SAMOELA 22 :7 (DIEM)
Aza tezitra noho ny amin'ny mpanao ratsy, na mitsiriritra ny ny toetr'izay mpanao heloka. Salamo 37:1 (Katôlika)