Tamin'ny voalohany, fony nahary an'izao
tontolo izao Andriamanitra, dia efa nisy ilay Teny; ilay Teny dia
nitodika tany amin'Andriamanitra hatrany, ary ilay Teny dia Andriamanitra. Johany 1:1 (DIEM)
Fa fantatsika fa raha ravana ny trano-laintsika etỳ an-tany, dia manana izay voarafitr'Andriamanitra isika, dia trano tsy nataon-tanana izay maharitra mandrakizay any an-danitra. 1 Korintiana 5:1
Tompo ô, ataovy firenena miadam-pinaritra izahay. Salamo 126:4a (Katôlika)