"Ry hava-malala, aza mino izay rehetra
milaza hoe manana ny Fanahy Masina, fa zahao toetra ireo hahafantarana
raha toa ny Fanahy Masina avy amin'Andriamanitra no manentana azy; satria maro ny mpaminany sandoka eran'izao tontolo izao". 1 Johany 4:1 (DIEM)
"Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy
amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona, satria
fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny lova ho valiny; fa manompo
an'i Kristy Tompo ianareo". Kolosiana 3:23-24
"Indro very kosa izay manalavitra Anao; aringanao avokoa izay mivadika aminao." Salamo 73:27 (Katôlika)