Na dia ny ranomasimbe aza tsy mahafaty ny afon'ny fitiavana; ary ny ranoben'ireo ony tsy mahasarona azy ho rendrika. Tononkiran'i Salomona 8:7a (DIEM)
Aoka ho fantatrareo àry, ry mpiray firenena
amiko, fa amin'ny alalan'i Jesoa ihany no itoriana famelan-keloka
aminareo. Asa 13:38a (Katôlika)