- Maraina
"Indro Andriamanitra namonjy ahy, matoky Azy
aho ka tsy mangovitra intsony. Ny TOMPO no heriko sy fiderako, fa Izy no
mpamonjy ahy".ISAIA 12:2 (DIEM)
- Antoandro
"Ka dia manana izay hataoko rehareha ao amin'i Kristy Jesosy aho noho ny amin'Andriamani tra.
Fa tsy sahiko lazaina izay zavatra tsy nampanaovin'i Kristy ahy, na
tamin'ny teny, na tamin'ny asa, mba hampanaiky ny jentilisa," Romana 15:17-18
- Alina
"Ary hoy i Jesoa taminy: Tsy efa voalazako taminao ve fa raha mino ianao dia hahita ny voninahitr'Andr iamanitra?" Joany 11:40 (Katôlika)