- Maraina
Ny lalana manontolo dia tanteraka amin'ny didy tokana hoe: Tiavo ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao! GALATIANINA 5:14 (DIEM)
- Antoandro
Avy amin'i Jehovah no mahalavorary ny dian'ny olona, ka Izy no mankasitraka ny lalany. Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no
mitantana azy. SALAMO 37:23-24
- Alina
Ny fihavanana
sy fifamporisihana ho tsara àry no aoka hokatsahintsika. RÔMANINA 14:18
(KATÔLIKA)