- Maraina
Ahoana no tsy ahazoanareo ny fiteniko? Satria tsy
mahay mihaino ny teniko ianareo. Ny devoly no ray niavianareo, ka ny
filandratsin'ny rainareo no satrinareo hatao. Ny devoly dia mpamono
olona hatrany am-boalohany; ary tsy nitoetra tamin'ny marina izy, satria
ny marina tsy ao aminy. Raha mandainga izy, dia miteny araka ny
toetrany satria mpandainga izy sady rain'ny mpandainga. JOHANY 8:43-44 (DIEM)
- Antoandro
Ka dia tsy mpanompo intsony
ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny
ataon'Andriamanitra. Galatiana 4:7
- Alina