- Maraina
Raha amin'izay no avy HANETRY TENA
NY VAHOAKAKO izay iantsoana ny anarako, ka HIVAVAKA
SY HITADY AHY ARY HIALA AMIN'NY TOE-DRATSY, dia HIHAINO AVY ANY AN-DANITRA AHO
ka HAMELA NY FAHOTANY ary HAHASITRANA NY
TANINY. 2 TANTARA 7:14
(DIEM)
- Antoandro
Farany, ry rahalahy, mifalia ao amin'ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny manoratra teny averina, fa mahatsara anareo izany. FILIPIANA 3:1
- Alina
Ary aza miombona ota amin'olona, fa tahirizo madio ny tenanao. 1 TIMOTE 5:22B
(KATÔLIKA)