• Maraina
Sambatra ny
firenena izay hahazo fanambinana toy izany! Sambatra ny firenena izay manana ny
TOMPO ho Andriamanitra! SALAMO 144:15 (DIEM)
• Antoandro
Ny fanahy no mahavelona; ny nofo tsy mahasoa na inona
na inona; ny teny izay nolazaiko taminareo dia fanahy sy fiainana. JAONA 6:63
• Alina
Tsarovy ny
Mpahary anao, amin'ny androm-pahatanoranao. KÔHELETY 12:1A (KATÔLIKA)