MARKA 2:5 (DIEM) ; Hebreo 4:15 ; Salamo 111:2 (Katôlika)
Voavela ny helokao, anaka! MARKA 2:5 (DIEM)
"Fa isika tsy manana mpisoronabe izay tsy mahay miara-mitondra ny fahalementsika, fa Izay efa nalaim-panahy tamin'ny zavatra rehetra tahaka antsika, kanefa tsy nanana ota." Hebreo 4:15
"Lehibe ny asan'ny Tompo, katsahin'ny olona Izy noho ny hamamiana rehetra avy aminy." Salamo 111:2 (Katôlika)