- Maraina
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba
hifankatiavanareo; aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba
hifankatiavanareo koa. Ny hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro
ianareo, dia raha mifankatia ianareo. JOHANY 13:34-35 (DIEM)
- Antoandro
"Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy
ratsy anareo; fa na zovy na zovy no mamely tahamaina ny takolakao
ankavanana, atolory azy koa ny anankiray." Matio 5:39
- Alina