2SAMOELA 22 :7 (DIEM) ; Ohabolana 17:3 ; Tobià 4:16 (Katôlika)
« Tao an-katerena aho no velon-taraina sy niantso vonjy tamin'ny TOMPO Andriamanitro, ka tany an-Tempoliny Izy no nandre ny feoko ary koa nihaino izany antsoantsoko ». 2SAMOELA 22 :7 (DIEM)
« Ny memy ho an'ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an'ny volamena; Fa Jehovah ihany no Mpamantatra ny fo
». Ohabolana 17:3
« Mitandrema tsara mba tsy hanao amin'ny hafa izay mahatezitra anao raha atao aminao
». Tobià 4:16 (Katôlika)