- Maraina
« Mitandrema ianareo fandrao ho voafitaka ny fonareo ka
hivily hanompo andriamani-kafa ianareo sy hiankohoka eo anatrehany ». DEOTERÔNÔMY
11:16 (Diem)
- Antoandro
"Mahereza sy matanjaha; aza matahotra na manahy azy; fa Jehovah
Andriamanitrao no miara-mandeha aminao; tsy handao anao na hahafoy anao
Izy." Deoteronomia
31:6
- Alina
"Aoka izay matahotra ny Tompo hamerina hoe: Eny, mandrakizay ny fitiavany!"Salamo 118:4 (Katôlika)