Rota 2:1; Galatiana 6:7; Filipiana 4:13 (Katôlika)
"Hamaly ny nataonao anie Jehovah ka homen'i Jehovah, Andriamanitry
ny Isiraely, valim-pitia lehibe anie ianao, satria avy hialoka eo
ambanin'ny elany ianao". Rota
2:1
"Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany". Galatiana 6:7
"Mahefa ny zavatra rehetra aho, amin'ilay mankahery ahy." Filipiana 4:13 (Katôlika)