- Maraina
"Indrisy, tompoko, masìna ianao, aza atao ho helokay ny
nanaovanay adaladala sy ny nanotanay". Nomery 12:11
- Antoandro
"Tsy avelan'i Jehovah ho mosarena ny fanahin'ny marina;
Fa foanany ny fanirian'ny ratsy fanahy." Ohabolana 10:3
- Alina
"Ary
hianareo dia efa novelominy, fony mbola matin'ny fahadisoanareo sy ny
fahotanareo." Efesiana 2:1