Deoteronomia 15:1; Mpitoriteny 3:11; Ohabolana 3:5 (Katôlika)
"Fa ny tany tsy ilaozan'olo-malahelo, koa izany no andidiako anao
hoe: Sokafy tsara amin'ny rahalahinao ny tananao, dia amin'ny malahelo
sy ny mahantra eo amin'ny taninao." Deoteronomia
15:1
"Ny zavatra rehetra samy nataony ho mendrika amin'ny fotoany avy;
ary ny mandrakizay dia efa nataony tao am-pony, kanefa tsy hitan'ny
olona ny asan'Andriamanitra hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny
farany." Mpitoriteny
3:11
"Matokia an'Yaveh amin'ny fonao rehetra, fa aza miankina amin'ny sainao ihany." Ohabolana 3:5 (Katôlika)