- Maraina
"Raha
tia Ahy ianareo, dia hitandrina ny didiko." Jaona 14:15
- Antoandro
"Raha
misy ta-hanaraka Ahy, dia aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo
fijaliany ka hanaraka Ahy." Marka 8:34b
- Alina
"Fa
hoy i Jesoa taminy: Ny olona efa mitana amin'ny angadin'omby kanefa mbola
miherika ihany, dia tsy natao ho an'ny Fanjakan'Andriamanitra." Lioka 9:62
DIEM