mardi 1 novembre 2011

Ohabolana 21:21; Romana 6: 4; Jakoba 1:25


  • Maraina
"Izay fatra-panaraka fahamarinana sy famindram-po Dia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra." Ohabolana 21:21

  • Antoandro
"Koa niara-nalevina taminy tamin'ny batisa ho amin'ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an'i Kristy tamin'ny maty tamin'ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin'ny fiainam-baovao." Romana 6: 4

  • Alina
"Fa izay mandinika ny lalàna kosa, dia ny lalàn'ny fahafahana, ka tsy mba mpihaino manadino fotsiny, fa mpanatanteraka sy maharitra tokoa, dia sambatra amin'ny fanaovany an'izany." Jakoba 1:25