- Maraina
"Fa avy ny andro, sady tonga ankehitriny, raha ny tena
mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana; fa ny Ray koa
mitady ny mpivavaka aminy ho tahaka izany. Andriamanitra dia Fanahy; ary izay
mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana." Jaona
4:23-24
- Antoandro
"Nohamaroinao ny fahagaganao sy ny hevitrao izay
nataonao ho anay, Jehovah Andriamanitra ô. Tsy misy azo ampitahaina aminao Raha
tiako hambara sy holazaina ireny, dia, indro, maro loatra izy ka tsy tambo
isaina." Salamo 40:5
- Alina
"Fiadanana
anie ho ao anatin'ny mandanao, Fanambinana anie ho ao an-dapanao." Salamo
122:7