- Maraina :
"Aza ny fahotan'ny fahatanorako, na ny ratsy nataoko, no
tsarovanao; fa aoka ho araka ny famindram-ponao no hahatsiarovanao ahy, noho ny
fahasoavanao Jehovah ô". Salamo 25:7
- Antoandro :
"Fa, izaho, dia ny ho akaikin'Andriamanitra no
mahatsara ahy; Hianao, Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, mba hilaza ny asanao
rehetra aho". Salamo 73: 28.
- Alina :
"Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin'ny alalany
ho an'Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny
anarany". Hebreo 13 :15