- Maraina :
"Tsy mbola nisy olona
nahita an'Andriamanitra na oviana na oviana. Raha mifankatia isika, dia
mitoetra ato amintsika Andriamanitra, ary tanteraka ato amintsika ny fitiavany.
Izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao aminy isika, ary Izy ato amintsika, dia
ny nanomezany antsika ny Fanahiny". 1 Jaona 4:12-13
- Andtoandro :
- Alina :